· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Marsa, 2008

Ekoatera : Mandrahona ny firenena ny loza voajanahary

  13 Marsa 2008

  Sary nalain'i MennoGuy, arovan'ny Creative Commons Na toa hadinodinon'ny mpanao gazety maro aza ny vokatry ny oram-be tany Ekoatera fa nirona tamin'ny olana diplomatika teo amin'i Colombia sy ny manodidina azy izy ireo, dia mbola maro no mijaly any an-toerana noho ireo loza voajanahary. Io sary eo ambony io...