Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Janoary, 2014
Arte en el Trole (Kanto Ao Amin'ny “TrolleyBus”) : Mameno Olona Ny Toeram-bahoaka Ao Quito
Ny Arte en el Trole dia tetikasa fandraisana anjara momba ny zava-kanto sy ny kolontsaina eny amin'ireo toerana natokana ho an'ny daholobe tahaka ireo trolleybus ao Quito, ny trolleybus. Fantaro izany.
ONG Pachamama : Nakaton'ny Governemanta Ekoatoriana
Nakaton'ny governemanta Ekoatoriana ny ONG Fundación Pachamama, izay natao hiaro ny ala Amazoniana any Ekoatera, satria nolazainy fa " manakorontana ny filaminam-bahoaka ".
Tranonà Mpisolovava Mpanohitra Nanaovan'ny Manampahefana Tao Ekoatora Bemidina
Nanao bemidina tany an-tranon'ilay mpisolovava Fernando Villavicencio ireo olona sangany avy amin'ny polisin'i Ekoatora taorian'ny didy navoakan'ny Lehiben'ny Fampanoavana hanagiazana ny solosaina sy ny findainy