Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Jolay, 2016
Tantara Mitohy Amin'ny Radio Mamelona Indray Tantaram-Behivavy Iray Sy Mametraka An-Tsarintany Ny Fiarahamonina Lesbiana Ekoadaoriana
Nahatratra tanjona maro i “Lesbiana Mihitsy i Mariana”: mampamelombelona tantaram-behivavy, fanandratateny ho amin'ny zon'ny lesbiana, ary fitrandrahana ny zava-niainan'ireo nonina tao Ekoadaoro raha mbola nosokajiana ho heloka bevava ny fahapelahana.