Tantara mikasika ny Ekoatora tamin'ny Novambra, 2013
10 Taona Taorian'ny Bemidin'ny Polisy Nahafatesan'olona, Nosokafan'ny Fitsarana Ekoateriana Indray Ny “Raharaha Fybeca”
Mpanafika sy vondrona polisy manokana tao amin'ny manodidina no nifandona tao amin'ny farmasia Fybeca tamin'ny volana Novambra 2003, ka nahafatesana olona 8, nanjavona 3. Nosokafana indray ny raharaha ankehitriny