Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Avrily, 2018
Netizen Report: Mangataka valinteny avy amin'ny Facebook ireo mpikatroka manerantany

Ny Advox Netizen Report dia manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany.
Vietnam: Ny Fomba Fijerin'ny Mponin'ny Aterineto Ny Lelafo Olaimpika
Nanam-potoana tsara mihitsy ny vahoaka Vietnamiana hanehoany ny fihetsehampony tsy tia Shinoa tamin'ny fandalovan'ny lelafo Olaimpikan'i Beijing izay natao tao amin'ny tanànan'i Ho Chi Minh. Nanambatambatra ny sasantsasany amin'ireo fomba fijery maro i Caroline Finlay.
Ao Anatin'ny Famoretana Ny Mpanohitra, Vietnamiana 6 Mpikatroky Ny Zon'Olombelona No Miady Amin'ny Sazy An-tranomazina Maharitra
"hanohy hitolona aho ary raha tsy maintsy mijanona ao am-ponja aho, hitolona ho ahy ny hafa any ivelany ary tsy hitsahatra amin'izany."
Vietnam: Nangataka Ireo Mpisera Aterineto Mba Hanampy Azy Hitady Ny Zanany Tsy Hita Ny Raim-pianakaviana Iray
Nitady ny zanany vavy tsy hita nandritra ny 15 taona ny raim-pianakaviana Vietnamiana iray. Nandeha tany amin'ny toerana maro samihafa izy mba hikaroka ny zanany vavy. Nanangana tranonkala iray izy mba hanangonana sori-baovao sy fangatahana fanohanana avy amin'ny mpisera.