Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2019

Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Marsa, 2019

Vietnam: Nosamborina ilay bilaogera Dieu Cay

Nosamborina i Nguyen Van Hai, olon-tsotra mpitati-baovao fanta-daza any an-toerana izay mibilaogy amin'ny anarana hoe Dieu Cay raha niezaka nandamina ireo bilaogera tao an-toerana izy mba hanaraka ny fandalovan'ny afo.

Iharan'ny fanafihana ny hetsika ho an'ny demaokrasia any Vietnam

Iharan'ny fanafihan'ny fanjakana indray ny hetsika prô-demaokraty miha-mitombo any Vietnam. Nosamborina ny voalohandohan'ny volana Jolay 2009 ilay bilaogera prô-demaokraty Nguyen Tien Trung.

2009: Taona ratsy ho an'ny bilaogera sy ny mpanao gazety mahaleotena

"Mitaky ny famotsorana an'i Nguyen Tien Trung tsy misy hatak'andro sy tsy misy fepetra izahay satria namboamboarina manontolo ny fiampangana azy," hoy ny Reporters Sans Frontières