Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Jolay, 2016
Mitaky Ny Rariny Ireo Mpanao Fihetsiketsehana Vietnamiana Na dia Eo Aza Ny Fandaminan'ny Governemanta Mikasika Ny Fahafatesan'Ireo Trondro
"Tsofy ny kiririokanao mba hitaky ny mangarahara, tsofy ny kiririokanao mba hitaky ny fahaveloman'ireo trondro, tsofy ny kiririokanao mba hanatsahatra ny Formosa."