Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Janoary, 2016
Karatra Paostaly Fahiny Maneho Ny Fiainana Tao Vietnam Tany Ampiandohan'ny Taonjato Faha-20
Ampahany amin'ireo tahiry dizitalin'ny Tranombokim-Bahoaka ao New York ny karatra paostaly, izay namoaka zavatra 180.000 navadika ho dizitaly ho an'ny sehatra ho an'ny daholobe, tsy ela akory izay.