· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Aogositra, 2008

Vietnam: Ny resaka fananahana no be mpitady indrindra

  07 Aogositra 2008

The Comical Hat no nanoratra fa hatramin'ny taona 2007, fa niakatra avo dia avo ny fitadiavana amin'ny alalan'ny voambolana hoe ‘sex’ na fananahana ao Vietnam ary nahasongona ny firenena tahaka an'i Ezipta, India, Maraoka ary Indonesia ary izany.