Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Jona, 2023
#StandWithBach: Ho fanohanana ilay mpisolovava ara-tontolo iainana manao fitokonana tsy hihinan-kanina ao Vietnam
Nohazonina hatramin'ny jona 2021 ilay Vietnamiana mpahay lalàna Dang Dinh Bach ary manefa ny saziny ho mandositra hetra taorian'ny nitsikerany ny politika ara-tontolo iainan'ny governemanta.