Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Avrily, 2015
Lasa Sahisahy Ireo Vietnamiana Mpisera Anaty Aterineto, Na Eo Aza Ireo Lalàna Henjana

"Noho ny media sôsialy dia lasa azo atao ary imasom-bahoaka mihitsy aza amin'ny hoavy ny manontany ny maha-mamim-bahoaka ny Antoko Kaominista."