Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Desambra, 2021
Bilaogera vietnamiana Phạm Minh Hoàng notanana, nesorina zom-pirenena ary natao sesitany tany Frantsa
"Nanoratra bilaogy aho, nanohy naneho ny hevitro momba ny olana toy ny demaokrasia, ny kolikoly, ny fiandrianam-pirenena aho. Zavatra azon'ny rehetra atao izany, ary raha ny marina, tokony hataon'ny rehetra."