Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Jolay, 2014
Mikendry Ireo Pejy Facebook An'ny Mafana Fo ireo ‘Mpanarontsaron-kevitra’ Avy Amin'ny Governemanta Vietnamiana
Naato ny kaonty Facebook -n'ireo Vietnamiana mafana fo rehefa nahazoana tatitra ho nanararaotra, eritreretina fa nalefan'ireo antsoina hoe "mpanarontsaron-kevitra", mpanohana ny governemanta.