Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Desambra, 2019
Faha-11 taona am-ponja: Tafatafa niarahana tamin'ny zanakavavin'ilay Vietnamiana mpanohitra, Tran Huynh Duy Thuc
"Na amin'ny fampiakarana fitsarana ambony ho amin'ny fandravana na amin'ny famerenana indray ny fangatahana, hiady izahay mandra-pivoaka azy, mba hiantohana fa omena voninahitra ny zon'olombelona eto Vietnam."