Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Novambra, 2017
#StopTheCrackdownVN: Fifanoloran-Tànana Manerantany Hitakiana Fiarovana ny Zon'Olombelona Ao Vietnam

Nanao dingana ireo vondrona mpiaro zon'olombelona nitaky tamin'ireo manampahefana Vietnamiàna ny hamotsorana ireo 165 voafonja noho ny fahatsiarovantenany, ary hampitsahatra ny fanenjehana ireo mpikatroka sy bilaogera.