Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Jolay, 2017
Tran Thị Nga, Mpikatroka Vietnamiana Voasazy 9 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fanaovana ‘Fampielezan-kevitra’

Nga, 40 taona , fantatra ihany koa amin'ny anarana maha-mpanoratra hoe "Thúy Nga," dia mpanandra-teny fanta-daza miaro ny mpifindra monina sy ho an'ny zon'ny fananan-tany.