Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Oktobra, 2012
Vietnam : Bilaogera ‘Mpisintaka’ Telo Voaheloka Higadra
Bilaogera vietnamiena Dieu Cay, AnhBaSG ary Ta Phong Tan no nomelohin'ny fitsarana an-tanànan'i Ho Chi Minh fa nanitsakitsaka ny andiany faha-88 ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vietnamiena, izay manasazy ny “fanaparitahana vaovao noforonina hikendrena hiteraka...