Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Novambra, 2019
Manantantara ny fitorian'ireo Vietnamiana niharan-doza tamin'ny loza an-dranomasina 2016 ny Formosa Plastics Group ao Taiwan
Noho ny fanampian'ny fikambanana miaro ny tontolo iainana sy ny zon'olombelona any Taiwan, Vietnam, Etazonia, Frantsa ary Kanada, notorian'ireo solontena ara-dalàna avy amin'ireo Vietnamiana mpitory, vondron'olona ahitana ireo niharan-doza miisa 7 775 tamin'ny loza an-dranomasina, ny FPG ary napetraka tao amin'ny fitsarana distrikan'i Taipei tamin'ny 11 jona izany fitoriana izany.