Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Avrily, 2016
Lehilahy Safiotra Vietmaniana-Amerikana Mitondra Ny Niainan'ireo Mpifindramonina Ao Etazonia Ho Anaty Tononkalo
Ao anatin'ny fitambaran'ny tononkalony voalohany "Night Sky with Exit Wounds" (Lanitry ny Alina sy Ratram-Pilefàna) , resahan'i Ocean Vuong, valo ambiroapolo taona, ny zavatra niainany avy any Vietnam ho any Etazonia