· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Septambra, 2017

Ny Fifamoivoizana Any Vietnam

  18 Septambra 2017

Mety ho nofy ratsy ho an'ny sambany mitsidika an'i Vietnam ny fifamoivoizana. Na mino izany ianao na tsia, manana ny lalànany ny fitaterana kanefa tsy liana amin'ny fanarahana azy ireo ny olona. Efa mahazatra ny mahita ireo olona telo na efatra mitaingina moto iray.