Tantara mikasika ny Vietnam tamin'ny Mey, 2021
Ny sandan'ny fanoherana: Ny vehivavy sy ny fikatrohana pôlitika ao Vietnam
Tokony hihevitra ny vehivavy fa "ny tolona ataontsika dia tsy hanoherana fotsiny ny jadona...fa koa tolona iray hanafahantsika ny tenantsika hiala amin'ireo teritery ara-potokevitra ananantsika, hiala amin'ireo fitsaratsaram-poana izay isika ihany no mametraka azy ho antsika."