Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Mey, 2017
Fanaovana Heloka Ao Amin'ny Aterineto: Nesorina Ny Fitoriana Ilay Mpanorina ny Andianà Mpively Ampongatapaka Ao Jamaika
Notsoahan'ny DPP ao Jamaika ireo vesatra telo nanenjehana ilay mpikatroka La Toya Nugent tamin'ny Lalàna momba ny Heloka Atao ao amin'ny Aterineto.
Raha Te-hanana Fitomboana Ara-toekarena i Karaiba, Mila “Mandray Ny Fomba Fijerin'ny Vehivavy”
Mba "hanapariahana ny toekarena", dia nampidirin'ny ramatoa Karaibiana iray mpandraharaha ny fampiasambola misokatra ary manasa ny vondro-piarahamonina izy mba hanampy ireo vehivavy ho amin'ny tena fandrosoana.
Miara-miasa Amin'ny Fikarohana Ny Ankizy Very i Jamaika sy ny Facebook
Tamin'ny 1 Mey, nanomboka fiarahamiasa ny governemanta sy ny Facebook Jamaikana mba hanitatra ny fanairana momba ireo ankizy tsy hita ao amin'ny nosy - fiarahamiasa voalohany amin'ny fampiasan'i Jamaika ny media sosialy ho amin'izany tanjona izany.
Na Misy Aza Ny Fifanenjanana, Fahombiazana ny Fetiben'i Jamaika 2017
Mbola heverina foana ho toy ny nafarana avy any Trinidad sy Tobago ny Fetiben'i Jamaika, nefa tsy midika akory izany fa tsy tian'ireo Jamaikàna ilay fetibe sy ireo tombontsoa ara-toekarena entiny.