Raha manomboka ny Tahirimbola ho an'ny Fatiantoka sy Fanonerana ny COP28 dia nasongadin'ny orambe mivatravatra kosa ny fitomboan'ny faharefoan'ireo Nosy Karaiba manoloana ny fiovaovan'ny toetrandro.Tokony ovaina hoe #Tahirin'nyFanantenana ny Tahirimbola ho an'ny Faharavàna sy ny Fanonerana"Mpanoratra Emma Lewis Nandika Miora26 Desambra 2023
Nodimandry teo amin'ny faha-65 taonany i Benjamin Zephaniah, poeta britanika tsy manam-paharoa manana faka avy any Karaiba ary manintona be ao anatina fiarahamonina manana kolontsaina marolafy"Tiany hiverina mametra-panontaniana momba ny zavatra rehetra ny olona "Mpanoratra Emma Lewis Nandika Miora22 Desambra 2023