Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Novambra, 2014
Tara Loatra Ny “Fifonorohana sy Fifamelàna” Ho An'ny Governemanta Jamaikana Raha Tsikongonià No Resaka
Satria nanaiky ny praiminisitra fa niteraka "vonjy taitra nasiônaly" tao Jamaika ny Tsikongonià, nitazona ny tsy fahafaham-pony tamin'ny ezaky ny governemanta mba hanabe ny vahoaka sy ny tsy fandraisany an-tanàna ilay aretina ny olona.