· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Oktobra, 2008

Jamaika:Fisaonam-pirenena

  05 Oktobra 2008

Iray volana sy tapany lasa izay dia firenena ravo sy tretrika i Jamaika raha nankalaza ny fandresena azon’ireo mahery fo Olaimpikany. Tamin’ity herinandro ity, dia firenena iray fanina no nisaona tamin’ny nahitàna ny vatana tsy nisy lohan’ilay tovovavy kely Ananda Dean novinavinaina ho eo amin’ny 11 taona eo efa ho...