Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Oktobra, 2016
Afa-nandositra Ny Hatezeran'i Matthew i Jamaika – Saingy Raharaha Manahirana Ny Fiomanana Amin'ny Rivo-doza
Mbola miady ny fomba tsara indrindra hiomanana amin'ny faharavana lehibe atrehany isaky vanim-potoanan'ny rivodoza ireo firenena Karaibeana -- Nahatsikaritra lesoka vitsy ireo mpisera Jamaikana tamin'ny fiomanana iatrehana ny Rivo-doza Matthew.