Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Marsa, 2016
Naneho Hevitra Tamin'ny Fandresen'ny Mpanohitra Tamin'ny Vato Maro An'isa Tery Tsy Mbola Nisy Toy Izany Ny Jamaikana
Taorian'ny fanisam-bato farany, nivoaka mpandresy - tamin'ny seza iray- ny Antokon'ny Mpiasa Jamaika tamin'ny fifidianana ankapobeny tao amin'ny firenena. Nizara ny ahiahiny sy ny fanantenany amin'ny governemanta vaovao ny mpiserasera.