Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Mey, 2018
‘Mandraisa andraikitra ao amin'ny vondrom-piarahamoninao': Mandrisika ny fikatrohana mafy kokoa ny vehivavy Amerikana miady hijoroan'ny rariny
"Heveriko fa tokony ho tànana ho tompon'andraikitra ny polisy. Tsy misy ny rariny raha tsy misy ny tamberin'andraikitra. Izany no olana lehibe indrindra, tsy misy ny olona tompon'andraikitra."