Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Desambra, 2011
Karaiba: Fisaina Ho An'ny Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny SIDA
Tamin'ny 1 Desambra teo ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny SIDA. Nandefa ny heviny sy ny fanohanany ho an'ny ady atrehana, atao amin'ny VIH sy ny SIDA ny mpitoraka bilaogy avy any Karaiba.