Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Febroary, 2020
Efa tena tsy vaovao amin'ny Jamaikana intsony izao ny Tsimokaretina Chikungunya hany ka antsoin-dry zareo hoe “Chik-V”
Voakiana ny minisitry ny fahasalamana noho ny fandraisany an-tànana ny valanaretina Chikungunya, tsimokaretina aparitaky ny moka izay miteraka fanaviana sy fanaintainana mafy eny amin'ny vanintaolana.