Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Janoary, 2013
Jamaika: Ho Avy Ny Tafiotran-Trosa?
Somary nanindrona ihany ny tontolon'ny bilaogy Jamaikana, hatramin'ny namoahan'ny Chicago Tribune lahatsoratra iray tamin'ny 08 Janoary 2013 izay mampitaha ny toe-bolan'i Jamaika sy Gresy, firenena izay heverin'ny sasany fa ny marefo indrindra ara-toe-karena eto amin'izao tontolo izao.