Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Oktobra, 2021
Voahazona amin'ny resaka fifindra-monina ao Jamaika ilay olona voalohany ahiahiana ho namono ny filoham-pirenena Haisiana
Mbola ho fantatra ny antsipirihany, saingy voasambotra tao Jamaika ny ahiahiana, teratany Kolombiana Mario Palacios Palacios ary nogadraina amin'ny fiampangana ara-pifindra-monina.
Renirano sy lalandriaka ao Jamaika, mijaly noho ny fanararaotana
Mety tsy hahavaha eo noho eo ireo olana rehetra amin'izao fotoana izao sedrain'ny renirano ao Jamaika ny Andro Erantany ho an'ny Renirano, saingy mety hanainga fanahy ny olompirenena mba ho lasa mpiambina mendrika.