Jamaika “Tia Miravoravo”, nandositra ny fihibohana napetraky ny fanjakana ilay marary nitondra ny nendran-gidro tao aminyNiahiahy ireo Jamaikana satria mifindra amin'ny alalan'ny fifampikasohana ilay viriosy.Mpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Sylvia Aimée15 Jolay 2022
Antigoa & Barboda: firenena farany indrindra ao Karaiba nanambara hoe tsy mifanaraka amin'ny lalàm-panorenana ny lalàna “mandrara ny sôdômia”Antenain'ireo mpikatroka hanafoana ireny lalàna ireny koa ireo faritany hafa ao amin'ny faritraMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika avylavitra14 Jolay 2022
Tranga nendran-gidro (monkeypox) voalohany ao JamaikaTranga iray tsy midika valanaretina hoy ny minisitry ny fahasalamanaMpanoratra Emma LewisNandika avylavitra08 Jolay 2022