Tafiditra anaty tantara noho ny isa ambony indrindra tsy mbola nisy teo amin'ny cricket sokajy vehivavy T20I ny Antilles, fa afaka ny handrombaka io andiany io ve izy ireo?Amin'ny 5 Oktobra ho avy izao ny lalao famarananaMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Miora17 Oktobra 2023
Ny Andron'ny Tany manakaiky, ireo Karaibeana manohy ny ady amin'ny fisamboaravoaran'onjan'ny plastika, saingy mbola manantenaMampiahiahy ny antontan'isa, saingy misy ny ezaka mafy hampitsaharana ny onjan'ny plastika.Mpanoratra Emma LewisNandika Imanoela Fifaliana12 Oktobra 2023