Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Janoary, 2015
Ao Jamaika: Afaka Manao Izay Hanaitaitra Ve No Sady Hitàna Biraom-panjakàna Ny Vehivavy?
Niatrika fanakianana noho ny sariny niakanjo T-shirt sy fitafy fitondra milomano nalefany tao amin'ny Istagram i Lisa Hanna, minisitry ny tanora sy ny kolontsaina ao Jamaika.