Tantara mikasika ny Jamaika tamin'ny Novambra, 2021
Neken'i Jamaika tamin'ny fomba ôfisialy ny fiainana sy lova napetrak'i Mary Seacole, mpanampy mpitsabo fantadaza nandritra ny ady
"[Indrindra nandritra ny fiparitahan'ny valanaretina] COVID-19 , fony niatrika zavatra tsy nisy hafa tamin'izao ireo matianin'ny sehatry ny fahasalamana, fotoana mety indrindra izao hanamarihana ny nahaterahany, ny fiainany, ny lova navelany ary ny ohatra nomeny.”
Ho lasa ‘Lova Iraisampirenena’ ao amin'ny UNESCO ve ilay “tanàna naditra indrindra” tao Jamaika?
Port Royal, iray amin'ireo toerana telo difotra manerana izao tontolo izao ary hany tokana any amin'ny ilabolantany andrefana, antenain'i Jamaika ny hahazoany ny sata maha-Lova Erantany,