· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Aogositra, 2017

Sahara Andrefana: Dite Telo Kaopy

Tahaka ny kolontsaina maro, namorona fomba amam-panao sy fombafomba ara-tsosialy manodidina ny dite ireo mponina any Sahara Andrefana ary azontsika sary an-tsaina ny tany efitra, ny lanitra tsy misy rahona amin'ny alina, ny volana fenomanana ary ny dite (roa na telo kaopy)!

20 Aogositra 2017

Fitsidihana Ireo Bilaogy Libiana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Mitohy indray ny adihevitra tamin'ny herinandro lasa teo tao amin'ny AngloLibyan izay nitondra ny lohahevitra mikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA toy ny sampan'ilay adihevitra tamin'ny herinandro lasa nikasika...

15 Aogositra 2017

KarmaTube: Mampiroborobo Ny Fanovana Amin'ny Alalan'ny Fizarana Lahatsary/KarmaTube : Promouvoir le changement par le partage de vidéos

KarmaTube dia sehatra fifampizaràna lahatsary antserasera mba handefasana lahatsary fohy sy ny antony [ araka ny nofaritan'izy ireo] ao amin'ny Habaka. Manolotra anareo ny Skateistan avy any Afghanistan izahay , ny Seeds of Light avy any Afrika Atsimo, ary ny Barrios de Paz avy any Ekoadaoro amin'ny alàlan'ny KarmaTube.

13 Aogositra 2017

Mamelona Ny Tontolo Bangla Ny Fivavahana Sy Ny Lanonana

Nandrasana fatratra izao vanim-potoana izao ho an'ireo Bengali manerana izao tontolo izao. Izay fotoana hanaovam-bavaka, ny fanasana sy ny fifadian-kanina. Tsy mahagaga noho izany, raha miresaka momba ny fivavahana, ny fomba fanao isan-karazany, ny dikany sy ny fihetseham-po manoloana izany ireo bilaogera Bangali.

06 Aogositra 2017