Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Febroary, 2024
Môtô miady amin'ny hanoanana any atsinanan'i RDC
Azo lazaina ho tsy azo izorana ny ankamaroan'ireo làlana any atsinanan'i RDC. Ny môtô no hany sisa ahafahan'ny vahoaka mifamezivezy sy mamatsy ireo tanàna.
Ny anjara asan'ny fambolena manaraka toetrandro amin'ny ezak'i Goyana hampihenana ny fanafaran-tsakafo
Mba hanampiana amin'ny fanatrarana ny tanjon'ny CARICOM hampihena 25 isanjato ny fanafaran-tsakafo any Karaiba amin'ny taona 2025, dia mitodika amin'ny teknikam-pambolena manaraka toetrandro i Goyana ho fomba iray hampitomboana hatrany ny famokarana ara-tsakafo.