Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Janoary, 2018
Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei
Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana .
Maraoka: Mandray Ny Ramadan
Indray mandeha isan-taona ihany ny Ramadany, ary miomana izany amin'ny volana ho avy ireo bilaogera Maraokana (tahaka ny any Ejypta, Libya, sy any an-kafa).
Mampaneno Ny Taona Vaovao Ao Japana Miaraka Amin'ny Trondro Vao Nojonoina
Tena zava-dehibe amin'ny fankalazàna ny taombaovao ao Japana ny trondro sy ny haza andranomasina. Indreto misy sary vitsivitsy mikasika ny tsena fivarotana trondro.
Fiovàn'ny Kolontsaina Fampakarambady Bangladeshi Midika Ihany Koa Ho Fiovàna Amin'ny Karazan-Tsakafo Aroso
Na nanomboka niova aza ny lisitry ny sakafo aroso rehefa fampakarambady Bangladeshi, zavatra iray no mitoetra tsy miova -- matsiro izy rehetra.
Shily: Mankalaza Ilay Fitondrana Miaramilan'ny Firenena Voalohany
Ny 18 Septambra, hankalaza ny fitondrana miaramila Voalohany tao amin'ny firenena izay nijoro tamin'ny taona 1810 i Shily
Bangladesh: Politika, Politika Hatrany ary Bilaogera
Nibahana teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Bangladeshita ny politika.
Goadelopy : Kwanzaa, Zava-baovao Amin'ny Fetin'ny Faran'ny Taona
Ankoatra ny fankalazana ny Krismasy nentim-paharazana, namorona zava-baovao, Kwanzaa, vao haingana i Goadelopy, izay manomboka ny 26 Desambra ary mifarana ny 1 Janoary.
Etazonia: Moskea An'i New York Miisa 30 Notsidihana Tao Anatin'ny 30 Andro
Eo am-pamaranana ny dian'izy ireo tamin'ny fitantarana ny fitsidihana ireo "moskea miisa 30 tao anatin'ny 30 andro" ao amin'ny bilaogin'izy ireo mitondra anarana toy izany ihany ny zatovolahy roa tao an-tanàndehiben'i New York , Aman Ali sy Bassam Tariq.