Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Jona, 2018
Kioba: Tsingerintaona Faha-55 Taonan'ny 26 Jolay 1953
Tao Kiobà tamin'ny taona 1953, teo amperin'ady hanohitra ny jadona nataon'i Fulgencio Batista izay nahazo tohana tamin'ny fiarovan'ireo Amerikana, nitarika vondrona iray nisy an'ireo tanora revolisionera i Fidel Castro nandritra ny fanafihana ny Toby Moncada tao Santiago. Ankehitriny io hetsika io dia fantatra amin'ny maha-fiandohan'ny Revolisiona Kiobàna azy. Tamin'ny faran'ny herinandro, ny 26 jolay 2008, nankalaza ny tsingerintaona faha-55-an'io fanafihana io i Kiobà, fety notarihan'i Raul, rahalahy sady mpandimby an'i Fidel, amin'ny maha-filoha Kiobàna azy.
“Voaloboka saosisy” Nepaley: Malaza ao amin'ny Fanjakana Britanika, tsy fantatra ao Nepal
"Mamboly sy mihinana voankazo teratany vahiny tahaka ny zavokà sy kiwi isika, ary mividy azy ireo amin'ny vidiny lafo. Na dia izany aza, tsy fantatsika ankory fa mivarotra voankazo matsiro avy amin'ny alantsika manokana ny vahiny."
Makedonia: Bilaogin-tsakafo sy loharanom-baovao hafa momba ny Nahandro ao amin'ny tranonkala
Tazana fohy momba ny zava-misy ankehitriny mikasika ny vaovao momba nahandro ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Makedoniana.
Niteraka hetsi-panoherana tany Nepal ny nanomezana anarana labiera soisa avy amin'ny anaran'ny mpanjaka farany
"Tia an'Itompokolahy Mpanjaka Birendra ny vahoaka. Tia labiera ihany koa ny vahoaka! Koa ahoana ary nahoana no manafintohina ny vahoaka sy mandratra ny fihetseham-pony ny fanomezana anarana ny labiera hoe "Birendra"?"