Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Febroary, 2014
Mbola Misarika Ny Sain'ny Olona Ny Fandresen'i Nina Compton, Sefon'ny Nahandro St Lucian
Mety tsy handrombaka ny fanambiny amin'ny loka Top Chef ny sefon'ny nahandro Nina Compton, Saint Lucian, saingy nisarika ny fo - sy ny vavony - tao amin'ny faritra Karaiba.
“Midika Hoe Ratsy Ny Vezetarianisma” Ao Tajikistan
Vahiny iray mibitsika amin'ny anarana @onlytajikistan no miteny momba ny sakafo Tajik sy ny fomba nanovan'ity firenena ity azy hiala amin'ny maha-mpihinana zava-maniry fotsiny ka ho mpihinana hena.
Fantsona YouTube 5 Tsara Jeren'ireo Mpankafy Sakafo Afrikanina
Jereo ny fomba fahandro vary saosy, lasopy voanjo, mofo fisaka (chapati), akondro endasina sy ny sisa.
Lahatsary Fanadihadiana Nahandro Shinoa ‘Kaikitra Amin'i Shina’ Fetin'ny Maso
Arkeology sady mpampianatra ambony K.C. Chang, nahita fa "variana kokoa any amin'ny sakafo ny Shinoa» sy «ny sakafo no ivony na farafahakeliny miara-dalana na manamarika ny fifampitohizan'ny fifandraisana marob ao amin'ny fiarahamonina".
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...