· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Desambra, 2018

Fampidirana anatin'ny Tolon'ny Bilaogy Somaliana

Fehiny voalohany amin'ny bilaogy Somaliana ity, sampana kely anatin'ny tontolon'ny bilaogy Afrikana kanefa mitombo hatrany. Araka ny mety efa ho nampoizina dia tanora ny ankamaroan'ireo bilaogera Somaliana, mipetraka ivelan'i Somalia ary manoratra amin'ny teny Anglisy.

13 Desambra 2018