Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Septambra, 2009
Afovoany Atsinanana: Ny fivoaran'ny Mofomamy kely Cupcake
Tratry ny rivo-maherin'ny fiovana ny mofomamy kely cupcakes any amin'ny faritra Afovoany Atsinana ary mitrandraka ny fandrosoan'izany ireo mpampiasa bilaogy mpankafy ny mamy. Mitantara i Jillian C. York avy any an-tsisin-tany.
Kôlômbia: Aiza no ahitana ny Buñuelo tsara indrindra
Ny buñuelo dia sakafo tena Kolombiana izay mahanoana na maheno ny anarany fotsiny aza. Izay no nitranga tamina vondrona Kolombiana mpampiasa twitter, izay nisafidy ny hiresaka momba ny toerana tiany fividianan-dry zareo ny buñuelo, toy ireo sakafo mampiavaka an-dry zareo manokana. Nanosika ny maro hiazakazaka hivoaka hividy ilay sakafo ihany...
Inde: Onjan'ny famonoan-tena ao amin'ny tantsaha
Miha mandray fepetra hentitra tsikelikely ny tantsaha Indiana, ao anatin'izany ny famonoan-tena, hitsoahana ny fahasarotan'ny olan'ny fahantrana, ny tsy fahombiazan'ny voly sy ny fitombon'ny trosa.Mandinika ny zava-misy ny mpampiasa blaogy Indiana.
Palestina: Ny fiatrehana ny Ramadany any Gaza
Manoratra momba ny fiatrehan'ny olona ny Ramadany ao Gaza ny mpitoraka bloagy maro, sady manoritroritra koa ny mbola mampitoetra ny fomban-drazana.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...