Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Desambra, 2019
“SlowMov” : tetikasa sôsialy manome dika iray hafa ny fotoana
Mitompo indray ny fotoana mba hanomezana dikany azy. Mikaroka indray ny hasambarana amin'ny alàlan'ny fandehanana miadana sy fomba fiaina iray madio kokoa. Ny SlowMov dia maka ho tanjony ny fampifandraisana ny olona amin'ny fiainana tsara sy mendrika kokoa.