Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Jona, 2022
Ho an'ireo mpikatroka ho an'ny tanora, politikam-panjarian-tsakafo araka ny tokony ho izy no ilaina hitsinjovana ny hoavin'i Jamaika
Manoloana ny fanirian'ny governemanta hanolotra ho an'ny tsy miankina ireo orinasam-panjakana mpikarakara sy mpitsinjara sakafo an-tsekoly, manainga azy hametraka pôlitika mahomby amin'ny fanjarian-tsakafo sy fahasambarana ireo mpikatroka