Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Avrily, 2015
Toby Yarmouk : Eo Anelanelan'ny Maritoan'ny Hanoanana Sy Ny Riandrianan'ny Mahery Fihetsika
Taorian'ny efa ho roa taona namelàna azy ireo ho faty, samy mifaninana mamono ireo izay mbola velona amin'ireo Palestiniana mpitsoa-ponenana ao amin'ny Toby Yarmouk any Damas, Syria ny Assad sy ny tafiky ny ISIS .