Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Desambra, 2015
Krismasy ao Japan? Mivonòna amin'ny hazo mihazakazaka, jiro mahajambena ary ny akoho mendy
Manana fomba manokana iavahany i Japan eo amin'ny fankalazana ny noely ka tafiditra amin'izany ny firentirentin'ny jiro, ny mofomamy mampilendalenda ary ny akoho voatono mafilotra.