Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Janoary, 2017
Ny Teny Nalaza Nandritra Ny Taona 2016 Lasa Teo? ‘Demokrasia Saosisy’.
'Demokrasia Saosisy', ilay teny Aostraliana nalaza nandritra ny taona, nankalaza ny saosisy mangorovitska any anaty trano fisainana mandritry ny andro fifidianana.
Afaka Mitondra Sy Mihinana Ny Mofomamin'izy Ireo Ao Amin'ny McDonald's Ny Malaiziana — Saingy Tsy Maintsy Mofomamy Halal Izany
Tafahoatra ve ny politikam-panamarinana halal? Indray andro any ve isika hahita politika ara-pitondran-tena mameno ny isan-tokantrano mba ho azo antoka fa mihinana sakafo halal fotsiny isika? Rahoviana vao hanjaka ny fahaiza-mahatakatra?
Hanao Plov Ve Tajikistan Sy Uzbekistan, Fa Tsy Ady Amin'ny 2017?
Afaka hanova zavatra maro eo amin'ny firenena roa tonta ny Filoha Ozbek vaovao.
Midika Ho Sakafo Miavaka Sy Matsiro Ny Fetin'ny Krismasy Ho an'ny Latino-Amerikana
Moa ve mingerongerona ny kibonao ao an-trano rehefa fety ? Ampihinano ireo sakafo matsiro, maro loko isan-karazany avy amin'ireo fomban-drazana any Amerika Latina rehefa faran'ny volana desambra ny masonao.