Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Aogositra, 2010
Maraoka : Ireo fandaharam-potoan'ny Ramadany
Mizara ireo eritreritreriny, ireo fandinihany.... eny na dia ireo fomba fahandroan-tsakafo aza ireo Maraokana amin'izao fanombohan'ny volan'ny Ramadany izao. Manana ilay tantara i Jillian York .
Brezila: Lalàna vaovao mametra ny doka ara-tsakafo nampikorontana ny orinasa lehibe
Nametraka fitsipika eo amin'ny fiovana hitranga eo amin'ny dokam-barotra momba ny sakafo ny masoivoho federalin'ny firenena Breziliana manara-maso ny lafiny ara-pahasalamana, dia ny fametrahana fampitandremana misoratra eo amin'ny fonon'ilay sakafo, ary hentitra dia hentitra ny fihetsiky ny orinasa voakasik'izany manoloana izany toe-javatra izany. Afaka miteny ny heviny ve ny mpanjifa ao anatin'ity adihevitra ity?
Tondra-drano nandrava tany Pakistan
Tondra-drano tany Pakistan, 02 aogositra 2010. Sary tamin'ny Flickr nampiasa Globovisión. CC BY-NC Tsy nitondra fitahiana ho an'i Pakistan tamin'ity taona ity ny Rivotra mousson. Raha noheverina ho fotoam-pankalazana sy fifaliana...