Tantara mikasika ny Sakafo tamin'ny Janoary, 2008
Ghana : Nihinana “Waakye”
Fran mitatitra momba ny sakafo fihinana any Ghana antsoina hoe “Waakye” : Last night I cooked up some waakye (pronounced “WAAchi where the “i” sounds like the “i” in “in”...
Afrika Atsimo : “Cape Town food blog”
Asain'i Andrew ireo mpamaky mba hitsidika ny Blaogy mifantoka amin'ireo karazana sakafo fahita any Cape Town, Afrika Atsimo [Cape Town food blog] : As a child sitting at my mother's feet...
Afrika Atsimo : Vehivavy mpamboly “bio”
Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo: The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and...
Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy
Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity...